Joshua 13:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no tany sisa tsy mbola azo: Ny tany rehetra an’ny Filistina sy ny Gesorita rehetra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izao no tany sisa: ny faritanin’ny Filistinina rehetra sy ny an’ny Gesorianina rehetra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia ny faritany manontolo misy ny Filistinina sy ny Gesorita,
Malagasy Bible 1865
Izao no tany sisa tsy mbola azo: Ny tany rehetra an'ny Filistina sy ny Gesorita rehetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no tany sisa tsy mbola azo: Ny tany rehetra an’ny Filistina sy ny Gesorita rehetra,
malagasy
Izao no tany sisa tsy mbola azo: Ny tany rehetra an'ny Filistina sy ny Gesorita rehetra,