Joshua 13:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Balama, mpisikidy, zanak’i Beora, dia anisan’ireo izay novonoin’ny Zanak’Israely tamin’ny sabatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Anisan’ireo novonoin’ny zanak’i Israely tamin’ny sabatra koa i Balaama, mpanao hitsakandro, zanak’i Beôra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Balahama mpimasy, ilay zanakalahin’i Behôra, dia isan’ireo novonoin’ny Israelita tamin’izay.
Malagasy Bible 1865
Ary Balama, mpanao fankatovana, zanak'i Beora, dia novonoin'ny Zanak'Isiraely tamin'ny sabatra niaraka tamin'izay novonoiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Balama, mpisikidy, zanak’i Beora, dia anisan’ireo izay novonoin’ny Zanak’Israely tamin’ny sabatra.
malagasy
Ary Balama, mpanao fankatovana, zanak'i Beora, dia novonoin'ny Zanak'Isiraely tamin'ny sabatra niaraka tamin'izay novonoiny.