Joshua 13:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nomen’i Mosesy koa ny fokon’i Gada, dia ny taranak’i Gada araka ny fianakaviany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nomen’i Môizy anjara ny fokon’i Gada, ny taranak’i Gada, araka ny fianakaviany avy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nomen’i Mosesy anjara koa ny fokon’i Gada; nomena ny Gadita izany ho an’ireo tarika ao anatiny.
Malagasy Bible 1865
Ary nomen'i Mosesy koa ny firenen'i Gada, dia ny taranak'i Gada araka ny fokony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nomen’i Mosesy koa ny fokon’i Gada, dia ny taranak’i Gada araka ny fianakaviany.
malagasy
Ary nomen'i Mosesy koa ny firenen'i Gada, dia ny taranak'i Gada araka ny fokony.