Joshua 13:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny faritaniny dia i Jazera sy ny tanàna rehetra any Gileada, ny antsasaky ny tanin’ny taranak’i Amona, hatrany Aroera, izay tandrifin’i Raba,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka izao no faritaniny: Jasera, ny tanànan’i Galaada rehetra, ny antsasaky ny tanin’ny taranak’i Amôna, hatrany Arôera tandrifin’i Rabà,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny faritaniny dia mahafaoka ny tanàna Jahezera, ny tanàna rehetra ao Gilehada, ary ny antsasaky ny tanin’ny Hamônita tafapaka hatrany Harôhera akaikin’i Rabà;
Malagasy Bible 1865
Ary ny faritaniny dia Jazera sy ny tanàna rehetra any Gileada ary ny antsasaky ny tanin'ny taranak'i Amona, hatrany Aroera, izay tandrifin'i Raba,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny faritaniny dia i Jazera sy ny tanàna rehetra any Gileada, ny antsasaky ny tanin’ny taranak’i Amona, hatrany Aroera, izay tandrifin’i Raba,
malagasy
Ary ny faritaniny dia Jazera sy ny tanàna rehetra any Gileada ary ny antsasaky ny tanin'ny taranak'i Amona, hatrany Aroera, izay tandrifin'i Raba,