Joshua 13:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hatrany Hesbona ka hatrany Ramata-Mizpa sy i Betonima ary hatrany Mahanaima ka hatrany amin’ny faritanin’i Debira;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hatrany Hesebona ka hatrany Rabôta-Masfe sy Betônima, ary hatrany Manaima ka hatrany amin’ny faritr’i Dabira,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia mitatra hatreo Hesbôna ka hatrany Ramata-Mitsipè sy Betônima, ary hatreo Mahanaîma ka hatrany amin’ny sisin-tanin’i Lô-Dabara.
Malagasy Bible 1865
ary hatrany Hesbona ka hatrany Ramatamizpa sy Betonima ary hatrany Mahanaima ka hatramin'ny faritanin'i Debira;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hatrany Hesbona ka hatrany Ramata-Mizpa sy i Betonima ary hatrany Mahanaima ka hatrany amin’ny faritanin’i Debira;
malagasy
ary hatrany Hesbona ka hatrany Ramatamizpa sy Betonima ary hatrany Mahanaima ka hatramin'ny faritanin'i Debira;