Joshua 13:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no lovan’ny taranak’i Gada araka ny fokony, dia ny tanàna mbamin’ny vohitra miankina aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no lovan’ny taranak’i Gada, araka ny fianakaviany, dia ny tanàna aman-jana-bohiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo tanàn-dehibe voatanisa ireo miampy ny tanàna kely miankina aminy no zaratany nolovan’ny Gadita ho an’ireo tarika ao anatiny.
Malagasy Bible 1865
Izany no lovan'ny taranak'i Gada araka ny fokony, dia ny tanàna sy ny zana-bohiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no lovan’ny taranak’i Gada araka ny fokony, dia ny tanàna mbamin’ny vohitra miankina aminy.
malagasy
Izany no lovan'ny taranak'i Gada araka ny fokony, dia ny tanàna sy ny zana-bohiny.