Joshua 13:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nomen’i Mosesy koa ny antsasaky ny fokon’i Manase. Toy izao no an’ny antsasaky ny fokon’i Manase araka ny fianakaviany avy:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nomen’i Môizy anjara ny antsasaky ny fokon’i Manase, ny taranak’i Manase, araka ny fianakaviany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nomen’i Mosesy anjara koa ny antsasa-pokon’i Manase; azon’ilay antsasa-poko taranak’i Manase izany ho an’ireo tarika ao anatiny.
Malagasy Bible 1865
Ary nomen'i Mosesy koa ny antsasaky ny firenen'i Manase; ary izao no an'ny antsasaky ny firenena taranak'i Manase araka ny fokony:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nomen’i Mosesy koa ny antsasaky ny fokon’i Manase. Toy izao no an’ny antsasaky ny fokon’i Manase araka ny fianakaviany avy:
malagasy
Ary nomen'i Mosesy koa ny antsasaky ny firenen'i Manase; ary izao no an'ny antsasaky ny firenena taranak'i Manase araka ny fokony: