Joshua 13:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hatrany Sihora izay atsinanan’i Ejipta, ka hatrany amin’ny sisintanin’i Ekrona eo avaratra izay isaina ho an’ny Kananita, an’ireo mpanjaka dimy amin’ny Filistina, sy ny Gazita, ny Asdodita, ny Askelonita, ny Gatita, ny Ekronita ary ny Avita
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hatramin’i Sikôra, izay eo atsinanan’i Ejipta ka hatrany amin’ny faritanin’i Akarôna eo avaratra, izay tokony hatao ho tany Kananeanina; ny andrian’ny Filistinina dimy, ny an’i Gazà, ny an’i Azota, ny an’i Askalôna, ny an’i Geta, ny an’i Akarôna;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
izany hoe ny faritra noheverina ho kanahanita manomboka hatreo amin’ny lohasahan-driaka Sihôra izay sisin-tany atsinanan’i Ejipta ka hatrany amin’ny faritanin’i Hekrôna any avaratra; ao no misy ireo fanjakana dimy tamin’ny Filistinina, dia i Gazà, i Asdôda, i Askelôna, i Gata ary i Hekrôna; ao koa no misy ny Havita
Malagasy Bible 1865
hatrany Sihora, izay atsinanan'i Egypta, ka hatramin'ny fari-tanin'i Elzrona eo avaratra, izay atao ho an'ny Kananita, ireo andriana dimy amin'ny Filistina dia ny Gazita sy ny Asdodita sy ny Askelonita sy ny Gatita sy ny Ekronita ary ny Avita
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hatrany Sihora izay atsinanan’i Ejipta, ka hatrany amin’ny sisintanin’i Ekrona eo avaratra izay isaina ho an’ny Kananita, an’ireo mpanjaka dimy amin’ny Filistina, sy ny Gazita, ny Asdodita, ny Askelonita, ny Gatita, ny Ekronita ary ny Avita
malagasy