Joshua 13:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo no voazaran’i Mosesy ho lova tany amin’ny lemak’i Moaba tao andafy atsinanan’i Jordana tandrifin’i Jeriko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no lova nozarain’i Môizy fony izy tany amin’ny tany lemak’i Moaba, any an-dafin’i Jordany tandrifin’i Jerikô any atsinanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo tany ireo no voazaran’i Mosesy teny atsinanan’i Jerikao, ampita atsinanan’i Jôrdàna, fony izy tao amin’ny lemak’i Môaba.
Malagasy Bible 1865
Ireo no voazaran'i Mosesy ho lova tany Arbota-moaba an-dafy atsinanan'i Jordana tandrifin'i Jeriko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo no voazaran’i Mosesy ho lova tany amin’ny lemak’i Moaba tao andafy atsinanan’i Jordana tandrifin’i Jeriko.
malagasy
Ireo no voazaran'i Mosesy ho lova tany Arbota-moaba an-dafy atsinanan'i Jordana tandrifin'i Jeriko.Ary ny firenen'i Levy tsy mba nomen'i Mosesy lova; fa Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, no lovany, araka izay efa nolazainy taminy.