Joshua 13:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mba nomen’i Mosesy lova anefa ny fokon’i Levy; fa NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, no lovany, araka izay efa nolazainy taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mba nomen’i Môizy lova ny fokon’i Levì, fa i Iaveh Andriamanitr’i Israely no lovany, araka ny voalazany taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mba nomen’i Mosesy zaratany kosa ny fokon’i Levỳ; satria, araka ny nolazainy taminy, dia ny manompo ny TOMPO Andriamanitr’i Israely no anjarany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny firenen'i Levy tsy mba nomen'i Mosesy lova; fa Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, no lovany, araka izay efa nolazainy taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mba nomen’i Mosesy lova anefa ny fokon’i Levy; fa NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, no lovany, araka izay efa nolazainy taminy.
malagasy
Ary ny firenen'i Levy tsy mba nomen'i Mosesy lova; fa Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, no lovany, araka izay efa nolazainy taminy.