Joshua 13:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
any atsimo, dia ny tanin’ny Kananita rehetra sy i Meara izay an’ny Sidoniana, hatrany Afeka ka hatrany amin’ny sisintanin’ny Amorita,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
any atsimo, ny Heveanina, ny tanin’ny Kananeanina rehetra, sy i Maara izay an’ny Sidonianina, hatrany Afeka, hatrany amin’ny faritanin’ny Amôreana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
any atsimo. Tsy mbola azo koa ny tanin’ny Kanahanita, manomboka hatreo Harà izay an’ny Tsidônianina ka hatrany Afeka any amin’ny sisin-tanin’ny Amôrita.
Malagasy Bible 1865
any atsimo, dia ny tanin'ny Kananita rehetra sy Meara, izay an'ny Sidoniana, hatrany Afeka ka hatramin'ny fari-tanin'ny Amorita,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
any atsimo, dia ny tanin’ny Kananita rehetra sy i Meara izay an’ny Sidoniana, hatrany Afeka ka hatrany amin’ny sisintanin’ny Amorita,
malagasy
any atsimo, dia ny tanin'ny Kananita rehetra sy Meara, izay an'ny Sidoniana, hatrany Afeka ka hatramin'ny fari-tanin'ny Amorita,