Joshua 13:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny tanin’ny Gebalita sy i Libanona rehetra any atsinanana, hatrany Baala-Gada eo am-pototry ny tendrombohitra Hermona ka hatrany akaikin’i Hamata,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny tanin’ny Gebalita sy i Libàna rehetra, any atsinanana, hatrany Baala-Gada, eo ambodin’ny tendrombohitra Hermôna, ka hatrany am-bavan’i Hamata;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ao ihany koa ny faritanin’i Gebala sy i Libano atsinanana manomboka hatreo Bahala-Gada eo am-pototry ny tendrombohitra Hermôna ka hatrany Lebô-Hamata.
Malagasy Bible 1865
ary ny tanin'ny Gebalita sy Libanona rehetra any atsinanana, hatrany Bala-gada eo ambodin'ny tendrombohitra Hermona ka hatrany akaikin'i Hamata,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny tanin’ny Gebalita sy i Libanona rehetra any atsinanana, hatrany Baala-Gada eo am-pototry ny tendrombohitra Hermona ka hatrany akaikin’i Hamata,
malagasy
ary ny tanin'ny Gebalita sy Libanona rehetra any atsinanana, hatrany Bala-gada eo ambodin'ny tendrombohitra Hermona ka hatrany akaikin'i Hamata,