Joshua 13:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ankehitriny, zarao izao tany izao ho lovan’ny foko sivy sy ny antsasaky ny fokon’i Manase.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ankehitriny zarao izany tany izany amin’ny foko sivy, sy ny antsasaky ny fokon’i Manase, mba ho lovany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ankehitriny, zarao ireto tany efa azo ireto ho lovan’ny foko sivy sy antsasa-pokon’i Manase.
Malagasy Bible 1865
Ary ankehitriny zarao izao tany izao ho lovan'ny firenena sivy sy ny antsasaky ny firenen'i Manase.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ankehitriny, zarao izao tany izao ho lovan’ny foko sivy sy ny antsasaky ny fokon’i Manase.
malagasy
Ary ankehitriny zarao izao tany izao ho lovan'ny firenena sivy sy ny antsasaky ny firenen'i Manase.