Joshua 13:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niaraka tamin’ireo koa no nahazoan’ny Robenita sy ny Gadita ny lovany, dia ilay nomen’i Mosesy azy any andafy atsinanan’i Jordana, araka izay nomen’i Mosesy, mpanompon’NY TOMPO, azy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny antsasany efa niara-nahazo ny lova tamin’ny Robenita sy ny Gadita, izay nomen’i Môizy azy tany an-dafin’i Jordany any atsinanana, araka ny nomen’i Môizy mpanompon’i Iaveh azy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Reobenita sy Gadita miaraka amin’ilay antsasa-pokon’i Manase manko dia efa nahazo ny zaratany nomen’i Mosesy teny atsinanan’i Jôrdàna. Araka izay nomen’i Mosesy mpanompon’ny TOMPO azy,
Malagasy Bible 1865
Ary niaraka tamin'ireo koa no nahazoan'ny Robenita sy ny Gadita ny lovany, dia ilay nomen'i Mosesy azy any an-dafy atsinanan'i Jordana, araka izay nomen'i Mosesy, mpanompon'i Jehovah, azy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niaraka tamin’ireo koa no nahazoan’ny Robenita sy ny Gadita ny lovany, dia ilay nomen’i Mosesy azy any andafy atsinanan’i Jordana, araka izay nomen’i Mosesy, mpanompon’NY TOMPO, azy,
malagasy
Ary niaraka tamin'ireo koa no nahazoan'ny Robenita sy ny Gadita ny lovany, dia ilay nomen'i Mosesy azy any an-dafy atsinanan'i Jordana, araka izay nomen'i Mosesy, mpanompon'i Jehovah, azy,