Joshua 13:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hatrany Aroera izay eo amoron’ny lohasahan-driaka Arnona, ny tanàna izay eo afovoan’ny lohasaha sy ny tany lemaka rehetra any Medeba ka hatrany Dibona,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hatrany Arôera eo amoron’ny ranon-driaka Arnôna, sy ny tanàna eo afovoan’ny lohasaha, ny tany lemaka Medabà rehetra hatrany Dibôna,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny tanin’izy telo tonta dia manomboka eo amin’ny tanàna Harôhera amoron’ny lohasahan-driaka Arnôna sy eo amin’ilay tanàna antenatenan’io lohasaha io, any atsimo; dia mahafaoka ny lembalemba rehetra manodidina an’i Medebà ka hatrany Dibôna;
Malagasy Bible 1865
dia hatrany Aroera, izay eo amoron'ny lohasahan-driaka Arnona, ary ny tanàna izay eo afovoan'ny lohasaha sy ny tany lemaka rehetra any Medeba ka hatrany Dibona,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hatrany Aroera izay eo amoron’ny lohasahan-driaka Arnona, ny tanàna izay eo afovoan’ny lohasaha sy ny tany lemaka rehetra any Medeba ka hatrany Dibona,
malagasy
dia hatrany Aroera, izay eo amoron'ny lohasahan-driaka Arnona, ary ny tanàna izay eo afovoan'ny lohasaha sy ny tany lemaka rehetra any Medeba ka hatrany Dibona,