Joshua 14:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa mbola matanjaka ihany aho izao tahaka ny tamin’ny andro nanirahan’i Mosesy ahy: Tahaka ny tanjako tamin’izany ihany no mbola tanjako ankehitriny, na hivoaka hiady na hiverina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola matanjaka aho anio toy ny fony nirahin’i Môizy, ny heriko ankehitriny sahala amin’ny fahizàny, na hiady, na hivoaka sy hiditra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa mbola matanjaka ihany aho izao tahaka ny tamin’ny andro nanirahan’i Mosesy ahy hisafo ny tany. Eny, mbola manana hery tahaka ny fahizany tokoa aho na hiady na hanao asa hafa.
Malagasy Bible 1865
Nefa mbola matanjaka ihany aho izao tahaka ny tamin'ny andro nanirahan'i Mosesy ahy: tahaka ny tanjako tamin'izany ihany no mbola tanjako ankehitriny mba hiady, na hivoaka, na hiditra.Jos 14:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa mbola matanjaka ihany aho izao tahaka ny tamin’ny andro nanirahan’i Mosesy ahy: Tahaka ny tanjako tamin’izany ihany no mbola tanjako ankehitriny, na hivoaka hiady na hiverina.
malagasy
Nefa mbola matanjaka ihany aho izao tahaka ny tamin'ny andro nanirahan'i Mosesy ahy: tahaka ny tanjako tamin'izany ihany no mbola tanjako ankehitriny mba hiady, na hivoaka, na hiditra.Jos 14: