Joshua 14:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitsodrano azy i Josoa ka nanome an’i Hebrona ho lovan’i Kaleba, zanak’i Jefone.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nitso-drano an’i Kaleba, zanak’i Jefone, i Jôsoe, ary nomeny ho lovany i Hebrôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitsodrano an’i Kaleba zanakalahin’i Jefonè i Josoa ka nanome an’i Hebrôna ho lovany.
Malagasy Bible 1865
Dia nitso-drano azy Josoa ka nanome an'i Hebrona ho lovan'i Kaleba, zanak'i Jefone.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitsodrano azy i Josoa ka nanome an’i Hebrona ho lovan’i Kaleba, zanak’i Jefone.
malagasy
Dia nitso-drano azy Josoa ka nanome an'i Hebrona ho lovan'i Kaleba, zanak'i Jefone.