Joshua 14:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny antsapaka no nahazoany ny lovany, araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy ny amin’ny foko sivy sy sasany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Filokana no nahazoany ny lovany, araka ny nandidian’i Iaveh ho an’ny foko sivy sy ny antsasa-poko;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Antsapaka no nanaovana ny fizaràna ho an’ireo foko sivy sy ilay antsasa-pokon’i Manase, araka izay nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy.
Malagasy Bible 1865
tamin'ny filokana no nahazoany ny lovany, araka izay efa nandidian i Jehovah an'i Mosesy ny amin'ny firenena sivy sy sasany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny antsapaka no nahazoany ny lovany, araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy ny amin’ny foko sivy sy sasany.
malagasy
tamin'ny filokana no nahazoany ny lovany, araka izay efa nandidian i Jehovah an'i Mosesy ny amin'ny firenena sivy sy sasany.