Joshua 14:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa efa nomen’i Mosesy lova tany andafin’i Jordana ny foko roa sy sasany; fa ny taranak’i Levy dia tsy mba nomeny lova teo aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ny foko roa sy ny antsasa-poko efa nomen’i Môizy lova tany an-dafin’i Jordany, fa tsy mba nomeny lova teo amin’izy ireo ny Levita.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Mosesy manko efa nanome zara tany ho an’ireo foko anankiroa sy ho an’ny antsasa-pokon’i Manase tany am-pita atsinanan’i Jôrdàna; fa ny Levita ihany tamin’izy tany am-pita atsinanan’i Jôrdàna; fa ny Levita ihany tamin’izy rehetra no tsy mba nomeny,
Malagasy Bible 1865
Fa efa nomen'i Mosesy lova tany an-dafin'i Jordana ny firenena roa sy sasany; fa ny taranak'i Levy tsy mba nomeny lova teo aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa efa nomen’i Mosesy lova tany andafin’i Jordana ny foko roa sy sasany; fa ny taranak’i Levy dia tsy mba nomeny lova teo aminy.
malagasy
Fa efa nomen'i Mosesy lova tany an-dafin'i Jordana ny firenena roa sy sasany; fa ny taranak'i Levy tsy mba nomeny lova teo aminy.