Joshua 14:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Foko roa ny taranak’i Josefa, dia i Manase sy i Efraima; ary tsy mba nomeny anjara teo amin’ny tany ny taranak’i Levy, afa-tsy ny tanàna onenany sy ny tany manodidina ny tanànany ho an’ny omby aman’ondriny sy ny fananany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa mizara ho foko roa ny taranak’i Josefa dia i Manase sy i Efraima, fa tsy mba nomena anjara tamin’ny tany ny Levita afa-tsy ny tanàna honenany sy ny tany manodidina ho an’ny biby ompiany sy ny fananany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria ny taranak’i Jôsefa dia efa foko roa: ny fokon’i Manase sy ny fokon’i Efraîma. Koa tsy nomena zaratany ny levita afa-tsy tanàna honenana sy kijàna manodidina azy ho an’ny biby fiompiny mbamin’ny fananany hafa.
Malagasy Bible 1865
Fa firenena roa ny taranak'i Josefa, dia Manase sy Efraima; ary tsy mba nomeny anjara teo amin'ny tany ny taranak'i Levy, afa-tsy ny tanàna honenany sy ny tany manodidina ny tanànany ho an'ny omby aman'ondriny sy ny fananany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Foko roa ny taranak’i Josefa, dia i Manase sy i Efraima; ary tsy mba nomeny anjara teo amin’ny tany ny taranak’i Levy, afa-tsy ny tanàna onenany sy ny tany manodidina ny tanànany ho an’ny omby aman’ondriny sy ny fananany.
malagasy