Joshua 14:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy no nataon’ny Zanak’Israely, dia nizara ny tany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanatanteraka ny didy nomen’i Iaveh an’i Môizy ny zanak’i Israely, ka nizara ny tany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay efa nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy no narahin’ny Israelita fony ireo nizara ny tany.
Malagasy Bible 1865
Araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy no nataon'ny Zanak'Isiraely, ka dia nizara ny tany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy no nataon’ny Zanak’Israely, dia nizara ny tany izy.
malagasy
Araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy no nataon'ny Zanak'Isiraely, ka dia nizara ny tany izy.