Joshua 14:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efapolo taona aho fony aho nirahin’i Mosesy, mpanompon’NY TOMPO, hiala tany Kadesy-Barnea hisafo ny tany; dia niverina aho nitondra teny taminy araka izay tao am-poko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efapolo taona aho, no nirahin’i Môizy, mpanompon’i Iaveh, avy tao Kadesa-Barne, hisafo ny tany; ary araka izay tao am-poko tokoa no nanaovako filazana taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efapolo taona aho tamin’izay no nirahin’Andriamanitra raha nirahin’i Mosesy, mpanompon’ny TOMPO, avy tao Kadesy-Barnea mba hisafo ity tany ity; ary nony niverina aho, dia nanao tatitra taminy araka izay tao am-poko,
Malagasy Bible 1865
Efa-polo taona no andro niainako, fony aho nirahin'i Mosesy, mpanompon'i Jehovah, niala tany Kadesi-barnea hisafo ny tany; dia niverina aho nitondra teny taminy araka izay tao am-poko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efapolo taona aho fony aho nirahin’i Mosesy, mpanompon’NY TOMPO, hiala tany Kadesy-Barnea hisafo ny tany; dia niverina aho nitondra teny taminy araka izay tao am-poko.
malagasy
Efa-polo taona no andro niainako, fony aho nirahin'i Mosesy, mpanompon'i Jehovah, niala tany Kadesi-barnea hisafo ny tany; dia niverina aho nitondra teny taminy araka izay tao am-poko.