Joshua 14:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa ireo rahalahiko izay niara-niakatra tamiko dia nanaketraka ny fon’ny olona fa izaho kosa dia tanteraka tamin’ny fanarahana NY TOMPO Andriamanitro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo rahalahiko niara-niakatra tamiko dia nanaketraka ny fon’ny olona; fa izaho kosa nanaraka an-tsakany sy an-davany an’i Iaveh Andriamanitro;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo namana izay niara-niakatra tamiko dia nanaketraka ny fon’ny vahoaka, fa izaho kosa nifikitra tanteraka tamin’ny TOMPO Andriamanitro.
Malagasy Bible 1865
Kanefa ireo rahalahiko izay niara-niakatra tamiko dia nanaketraka ny fon'ny olona; fa izaho kosa dia tanteraka tamin'ny fanarahana an'i Jehovah Andriamanitrao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa ireo rahalahiko izay niara-niakatra tamiko dia nanaketraka ny fon’ny olona fa izaho kosa dia tanteraka tamin’ny fanarahana NY TOMPO Andriamanitro.
malagasy
Kanefa ireo rahalahiko izay niara-niakatra tamiko dia nanaketraka ny fon'ny olona; fa izaho kosa dia tanteraka tamin'ny fanarahana an'i Jehovah Andriamanitrao.