Joshua 15:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
niolaka hatrany Baala andrefana hatrany amin’ny tendrombohitra Seìra, nandroso hatrany amin’ny ilany avaratry ny tendrombohitra Jearima na Kesalona, nidina hatrany Bety-Semesy, nandroso hatrany Timna,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy eo Baala ny faritry ny tany dia niolaka miankandrefana mankany amin’ny tendrombohitra Jarima, dia i Keslôna izany, nidina mankany Bety-Samesa nihazo an’i Tamà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia miolaka miankandrefana ho amin’ny tendrombohitra Sehira, mandalo ny ilany avaratry ny tendrombohitra Jeharima izay antsoina koa hoe Kesalôna, midina ho any Bety-Semesa, ary mandalo any Timnà.
Malagasy Bible 1865
dia niolaka hatrany Bala andrefana ka hatramin'ny tendrombohitra Seira ka nandroso hatramin'ny ilany avaratry ny tendrombohitra Jearima (Kesalona izany), dia nidina hatrany Beti-semesy ka nandroso hatrany Timna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
niolaka hatrany Baala andrefana hatrany amin’ny tendrombohitra Seìra, nandroso hatrany amin’ny ilany avaratry ny tendrombohitra Jearima na Kesalona, nidina hatrany Bety-Semesy, nandroso hatrany Timna,
malagasy