Joshua 15:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nihatra tamin’ny lafiny avaratr’i Ekrona, nizotra hatrany Sikerona, nandroso hatrany amin’ny tendrombohitra Baala, nihatra tamin’i Jabniela, ary nihatra hatrany amin’ny ranomasina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny faritry ny tany nipaka amin’ny kisolosolo avaratr’i Akarôna, ary nizotra ny faritry ny tany mankany Sekrôna, nihazo amin’ny tendrombohitra Baala ary nipaka amin’i Jebneela ary nihatra amin’ny ranomasina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia mandroso hatrany amin’ny ilany avaratry ny tanàna Hekrôna, ka mihodina ho any Sikarôna, mandalo ny tendrombohitra Bahala, dia mandroso hatrany Jabneela, ary mihatra amin’ny Ranomasina Mediteranea.
Malagasy Bible 1865
dia nihatra tamin'ny lafiny avaratr'i Ekrona, dia nizotra hatrany Sikerona ka nandroso hatramin'ny tendrombohitra Bala, dia nihatra tamin'i Jabniela, ary dia nihatra tany amin'ny ranomasina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nihatra tamin’ny lafiny avaratr’i Ekrona, nizotra hatrany Sikerona, nandroso hatrany amin’ny tendrombohitra Baala, nihatra tamin’i Jabniela, ary nihatra hatrany amin’ny ranomasina.
malagasy
dia nihatra tamin'ny lafiny avaratr'i Ekrona, dia nizotra hatrany Sikerona ka nandroso hatramin'ny tendrombohitra Bala, dia nihatra tamin'i Jabniela, ary dia nihatra tany amin'ny ranomasina.