Joshua 15:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia noroahin’i Kaleba niala tao izy telo lahy, taranaky ny Anakita, dia i Sesay sy i Ahimana ary i Talmay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noroahin’i Kaleba hiala tao izy telo lahy, zanak’i Enaka, dia i Sesaia, i Ahimàna ary i Tolmaia taranak’i Enaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia noroahin’i Kaleba hiala tao ireo tarika hanakita telo tonta, izany hoe ny tarik’i Sesay sy ny tarik’i Ahimana ary ny tarik’i Talmay, izay samy taranak’i Hanàka.
Malagasy Bible 1865
Dia noroahin'i Kaleba niala tao izy telo lahy, taranaky ny Anakita, dia Sesay sy Ahimana ary Talmay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia noroahin’i Kaleba niala tao izy telo lahy, taranaky ny Anakita, dia i Sesay sy i Ahimana ary i Talmay.
malagasy
Dia noroahin'i Kaleba niala tao izy telo lahy, taranaky ny Anakita, dia Sesay sy Ahimana ary Talmay.