Joshua 15:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Kaleba: Izay mamely an’i Kiriata-Sefera ka mahazo azy dia homeko azy i Aksa zanako vavy ho vadiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Kaleba: «Homeko an’i Aksà zanako vavy ho vadiny izay handresy an’i Kariata-Sefera, ka hahafaka azy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Kaleba hoe: –Izay olona mamely ka mahafaka an’i Kiriata-Sefera dia homeko azy i Haksa zanako vavy ho vadiny.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Kaleba: Izay mamely an'i Kiriata-sefera ka mahafaka azy, dia homeko azy Aksa zanako-vavy ho vadiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Kaleba: Izay mamely an’i Kiriata-Sefera ka mahazo azy dia homeko azy i Aksa zanako vavy ho vadiny.
malagasy
Ary hoy Kaleba: Izay mamely an'i Kiriata-sefera ka mahafaka azy, dia homeko azy Aksa zanako-vavy ho vadiny.