Joshua 15:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Otniela, zanak’i Kenaza, rahalahin’i Kaleba, no nahazo azy ka nomeny azy i Aksa zanany vavy ho vadiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Otoniela zanak’i Keneza, rahalahin’i Kaleba, no nahafaka azy ka nomen’i Kaleba azy i Aksà zanany vavy, ho vadiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Hôtniela, ilay zanakalahin’i Kenaza rahalahin’i Kaleba, no nahafaka ny tanàna; koa nomen’i Kaleba azy i Haksà zanany vavy ho vadiny.
Malagasy Bible 1865
Ary Otniela, zanak'i Kenaza, rahalahin'i Kaleba, no nahafaka azy; ka dia nomeny azy Aksa zananivavy ho vadiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Otniela, zanak’i Kenaza, rahalahin’i Kaleba, no nahazo azy ka nomeny azy i Aksa zanany vavy ho vadiny.
malagasy
Ary Otniela, zanak'i Kenaza, rahalahin'i Kaleba, no nahafaka azy; ka dia nomeny azy Aksa zananivavy ho vadiny.