Joshua 15:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny faritaniny atsimo dia hatrany amin’ny faran’ny Ranomasintsira, hatrany amin’ny helodrano atsimo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny faritry ny taniny amin’ny atsimo dia niantomboka avy amin’ny faran’ny Ranomasin-tSira dia amin’ny tendrony mitodika atsimo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sisin-tany ao atsimo dia manomboka eo amin’ny helodrano tendrony atsimo amin’ny Ranomasina Maty,
Malagasy Bible 1865
Ary ny fari-taniny atsimo dia hatramin'ny faran'ny Ranomasin-tsira, dia hatramin'ny helo-drano atsimo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny faritaniny atsimo dia hatrany amin’ny faran’ny Ranomasintsira, hatrany amin’ny helodrano atsimo,
malagasy
Ary ny fari-taniny atsimo dia hatramin'ny faran'ny Ranomasin-tsira, dia hatramin'ny helo-drano atsimo,