Joshua 15:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lovan’ny foko taranak’i Joda araka ny fianakaviany:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no lovan’ny fokon-taranak’i Jodà, araka ny fianakaviany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no zaratany nolovan’ny foko taranak’i Joda ho an’ireo tarika ao anatiny.
Malagasy Bible 1865
Izao no lovan'ny firenena taranak'i Joda araka ny fokony:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lovan’ny foko taranak’i Joda araka ny fianakaviany:
malagasy
Izao no lovan'ny firenena taranak'i Joda araka ny fokony: