Joshua 15:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tanàna any amin’ny faran’ny sisintanin’ny foko taranak’i Joda, manakaiky ny sisintanin’i Edoma amin’ny Negeva, dia i Kabzela, i Edera, i Jagora,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tanàna izay ao amin’ny fara sisin’ny fokon-taranak’i Jodà, manolotra ny faritanin’i Edôma, ny tao amin’i Negeba, dia i Kabseela, i Edera, i Jagora,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo amin’ny foko taranak’i Joda dia ireto avy ireo tanàna tamin’ny ilany atsimo nanakaiky ny sisin-tanin’i Edôma: i Kabitseela, i Hedera, i Jagora,
Malagasy Bible 1865
Ny tanàna farany amin'ny firenena taranak'i Joda, eo akaikin'ny fari-tanin'i Edoma amin'ny tany atsimo, dia Kabzela sy Edera sy Jagora
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tanàna any amin’ny faran’ny sisintanin’ny foko taranak’i Joda, manakaiky ny sisintanin’i Edoma amin’ny Negeva, dia i Kabzela, i Edera, i Jagora,
malagasy
Ny tanàna farany amin'ny firenena taranak'i Joda, eo akaikin'ny fari-tanin'i Edoma amin'ny tany atsimo, dia Kabzela sy Edera sy Jagora