Joshua 15:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Hazora-Hadata, i Keriota-Hezrona na i Hazora,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Asora vaovao sy i Kariota-Hesrona, dia i Asora izany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Hatsôra-Hadatà, i Keriôta, i Hetsirôna izay nantsoina koa hoe Hatsôra,
Malagasy Bible 1865
sy Hazora-hadata sy Keriota-hezrona (Hazora izany),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Hazora-Hadata, i Keriota-Hezrona na i Hazora,
malagasy
sy Hazora-hadata sy Keriota-hezrona (Hazora izany),