Joshua 15:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nandroso hatrany atsimon’ny fiakarana Akrabima, nandroso hatrany Zina, niakatra any atsimon’i Kadesy-Barnea, nandroso hatrany Hezrona, niakatra any Adara, niolaka hatrany Karka,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nitohy ao atsimon’ny fiakarana Akrabima, dia mahazo an’i Sina, sy miakatra any atsimon’i Esrôna, niakatra mankany Adara, niolaka any Karkaà,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nivoaka eo atsimon’ny fiakaran’i Hakrabima ary mandalo an’i Tsina; dia miakatra eo atsimon’i Kadesy-Barnea, mihazo an’i Hetsirôna, miakatra hatrany Adara, vao miolaka ho any Karkà;
Malagasy Bible 1865
dia nandroso hatrany atsimon'ny fiakarana Akrabima, dia nandroso hatrany Zina, dia niakatra any atsimon'i Kadesi-barnea ka nandroso hatrany Hezrona dia niakatra any Adara ary niolaka hatrany Karka,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nandroso hatrany atsimon’ny fiakarana Akrabima, nandroso hatrany Zina, niakatra any atsimon’i Kadesy-Barnea, nandroso hatrany Hezrona, niakatra any Adara, niolaka hatrany Karka,
malagasy
dia nandroso hatrany atsimon'ny fiakarana Akrabima, dia nandroso hatrany Zina, dia niakatra any atsimon'i Kadesi-barnea ka nandroso hatrany Hezrona dia niakatra any Adara ary niolaka hatrany Karka,