Joshua 15:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Lebaota, i Silima, i Aina, i Rimona; sivy amby roapolo ny tanàna rehetra mbamin’ny vohitra miankina aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Lebaôta, i Selima, i Aena, ary i Remôna: totaliny, tanàna 29 ary ny zana-bohiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Lebaôta, i Silehima, i Haîna, ary i Rimôna; izany hoe tanàna 29 samy miampy ny tanàna kely miankina aminy.
Malagasy Bible 1865
sy Lebaota sy Silima sy Aina sy Rimona; sivy amby roa-polo ny tanàna rehetra sy ny zana-bohiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Lebaota, i Silima, i Aina, i Rimona; sivy amby roapolo ny tanàna rehetra mbamin’ny vohitra miankina aminy.
malagasy
sy Lebaota sy Silima sy Aina sy Rimona; sivy amby roa-polo ny tanàna rehetra sy ny zana-bohiny.