Joshua 15:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary teo amin’ny tany Sefela dia i Estaola, i Zora, i Asna,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tao amin’ny Seeflà dia: i Estaôla, i Sarea, i Asenà,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireto avy kosa ireo tanàna teo amin’ny lemak’i Sefelà: i Estaôla, i Tsôrehà, i Adenà,
Malagasy Bible 1865
Ary teo amin'ny tany lemaka amoron-tsiraka dia Estaola sy Zora sy Asna
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary teo amin’ny tany Sefela dia i Estaola, i Zora, i Asna,
malagasy
Ary teo amin'ny tany lemaka amoron-tsiraka dia Estaola sy Zora sy Asna [Heb. Sefela]