Joshua 15:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Saraima, i Aditaima, i Gedera, i Gederotaima: Tanàna efatra amby folo mbamin’ny vohitra miankina aminy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Saraima, i Aditaïma, i Gederà ary i Gederôtaima: tanàna 14 ary ny zana-bohiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Saharaîma, i Haditaîma, i Gedera, ary i Gederôtaîma; izany hoe tanàna 11 samy miampy ny tanàna kely miankina aminy.
Malagasy Bible 1865
sy Saraima sy Aditaima sy Gadera sy Gederotaima: tanàna efatra ambin'ny folo sy ny zana-bohiny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Saraima, i Aditaima, i Gedera, i Gederotaima: Tanàna efatra amby folo mbamin’ny vohitra miankina aminy;
malagasy
sy Saraima sy Aditaima sy Gadera sy Gederotaima: tanàna efatra ambin'ny folo sy ny zana-bohiny;