Joshua 15:41 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Gederota, i Bety-Dagona, i Nama, i Makeda: Tanàna enina amby folo mbamin’ny vohitra miankina aminy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Giderôta, i Bet-Dagôna, i Naamà, ary i Makedà: 16 ary ny zana-bohiny;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Gederôta, i Bety-Dagôna, i Nahamà, ary i Makedà; izany hoe tanàna 16 samy miampy ny tanàna kely miankina aminy.
Malagasy Bible 1865
sy Gederota sy Beti-dagona sy Nama sy Makeda: tanàna enina ambin'ny folo sy ny zana-bohiny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Gederota, i Bety-Dagona, i Nama, i Makeda: Tanàna enina amby folo mbamin’ny vohitra miankina aminy,
malagasy
sy Gederota sy Beti-dagona sy Nama sy Makeda: tanàna enina ambin'ny folo sy ny zana-bohiny;