Joshua 15:44 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Keila, i Akziba, i Maresa: Tanàna sivy sy ny vohitra miankina aminy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Keilà, i Aleziba, ary i Maresà, tanàna sivy ary ny zana-bohiny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Kehilà, i Akziba, ary i Maresà; izany hoe tanàna sivy samy miampy ireo tanàna kely miankina aminy.
Malagasy Bible 1865
sy Keila sy Akziba ary Maresa: tanàna Sivy sy ny zana-bohiny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Keila, i Akziba, i Maresa: Tanàna sivy sy ny vohitra miankina aminy;
malagasy
sy Keila sy Akziba ary Maresa: tanàna Sivy sy ny zana-bohiny;