Joshua 15:45 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Ekrona sy ny tanàna ao aminy mbamin’ny vohitra miankina aminy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Akarôna, sy ny tanàna momba azy, ary ny zana-bohiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ao koa i Hekrôna miampy ny tanàna kely sy zana-bohitra miankina aminy;
Malagasy Bible 1865
Ekrona sy ny tanànany ary ny zana-bohiny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Ekrona sy ny tanàna ao aminy mbamin’ny vohitra miankina aminy;
malagasy
Ekrona sy ny tanànany ary ny zana-bohiny;