Joshua 15:46 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hatrany Ekrona no miankandrefana, dia izay rehetra akaiky an’i Asdoda, mbamin’ireo vohitra miankina aminy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hatreo Akarôna no ho miankandrefana, dia ny tanàna rehetra akaikin’i Azota, mbamin’ny zana-bohiny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ireo tanàna kely sy zana-bohitra rehetra mifanila amin’i Asdôla ka eo anelanelan’i Hekrôna sy ny Ranomasina Mediteranea;
Malagasy Bible 1865
hatrany Ekrona no ho miankandrefana, dia izay rehetra akaiky an'i Asdoda, sy ny zana-bohitr'ireo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hatrany Ekrona no miankandrefana, dia izay rehetra akaiky an’i Asdoda, mbamin’ireo vohitra miankina aminy,
malagasy
hatrany Ekrona no ho miankandrefana, dia izay rehetra akaiky an'i Asdoda, sy ny zana-bohitr'ireo,