Joshua 15:47 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Asdoda sy ny tanàna ao aminy mbamin’ny vohitra miankina aminy, i Gaza sy ny tanàna ao aminy mbamin’ny vohitra miankina aminy, hatrany amin’ny lohasahan-driakan’i Ejipta sy ny moron’ny Ranomasina Lehibe.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Azota sy ny tanàna momba azy ary ny zana-bohiny; i Gazà sy ny tanàna momba azy, mbamin’ny zana-bohiny, hatramin’ny ranon-driakan’i Ejipta, sy hatramin’ny Ranomasina Lehibe izay fariny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Asdôda sy i Gazà samy miampy ireo tanàna kely sy zana-bohitra miankina aminy, hatrany amin’ny lohasahan-driakan’i Ejipta sy hatrany amoron’ny Ranomasina Mediteranea.
Malagasy Bible 1865
Asdoda sy ny tanànany ary ny zana-bohiny, Gaza sy ny tanànany ary ny zana-bohiny, hatramin'ny lohasahan-driak'i Egypta sy ny amoron'ny Ranomasina Lehibe.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Asdoda sy ny tanànany ary ny zana-bohiny, Gaza sy ny tanànany ary ny zana-bohiny, hatramin'ny lohasahan-driak'i Egypta sy ny amoron'ny Ranomasina Lehibe.