Joshua 15:48 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tany amin’ny havoana dia i Samira, i Jatira, i Soko,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tao amin’ny tendrombohitra dia: i Samira, i Jetera, i Sokôta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo tanàna teny amin’ny faritra havoana kosa dia i Samira, i Jatira, i Sôkao,
Malagasy Bible 1865
Ary tany amin'ny tany havoana dia Samira sy Jatira sy Soko
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tany amin’ny havoana dia i Samira, i Jatira, i Soko,
malagasy
Ary tany amin'ny tany havoana dia Samira sy Jatira sy Soko