Joshua 15:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny sisintany atsinanana dia ny Ranomasintsira hatrany amin’ny faran’i Jordana. Ny sisintaniny tamin’ny lafiny avaratra dia hatramin’ny helodrano eo amin’ny faran’i Jordana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny Ranomasin-tSira hatramin’ny vavaranon’i Jordany no faritry ny tany atsinanana. Ny faritry ny tany avaratra dia hatreo amin’ny helo-dRanomasin-tSira, amin’ny vavaranon’i Jordany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sisin-tany ao atsinanana kosa dia ny Ranomasina Maty, tafapaka hatrany amin’ny vavaranon’i Jôrdàna. Dia manomboka eo amin’io vinany io ny sisin-tany ao avaratra,
Malagasy Bible 1865
Ary ny fari-tany atsinanana dia ny Ranomasin-tsira hatramin'ny faran'i Jordana. Ary ny fari-taniny tamin'ny lafiny avaratra dia hatramin'ny helo-drano eo amin'ny faran'i Jordana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny sisintany atsinanana dia ny Ranomasintsira hatrany amin’ny faran’i Jordana. Ny sisintaniny tamin’ny lafiny avaratra dia hatramin’ny helodrano eo amin’ny faran’i Jordana,
malagasy
Ary ny fari-tany atsinanana dia ny Ranomasin-tsira hatramin'ny faran'i Jordana. Ary ny fari-taniny tamin'ny lafiny avaratra dia hatramin'ny helo-drano eo amin'ny faran'i Jordana,