Joshua 15:51 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Gosena, i Holona, i Gilo: Tanàna iraika amby folo mbamin’ny vohitra miankina aminy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Gôsena, i Olôna ary i Gilô: tanàna 11 ary ny zana-bohiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Gôsena, i Hôlôna, ary i Gilao; izany hoe tanàna 11 miampy ireo tanàna kely miankina aminy.
Malagasy Bible 1865
sy Gosena sy Holona sy Gilo: tanàna iraika ambin'ny folo sy ny zana-bohiny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Gosena, i Holona, i Gilo: Tanàna iraika amby folo mbamin’ny vohitra miankina aminy;
malagasy
sy Gosena sy Holona sy Gilo: tanàna iraika ambin'ny folo sy ny zana-bohiny;