Joshua 15:54 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Homta, i Kiriata-Arba na i Hebrona, ary i Ziora: Tanàna sivy mbamin’ny vohitra miankina aminy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Atmatà, i Kariat-Arbe, dia i Hebrôna izany, ary i Siôra: tanàna sivy, ary ny zana-bohiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Hometà, i Kiriata-Arbà izay nantsoina koa hoe Hebrôna, ary i Tsihôra; izany hoe tanàna sivy miampy ireo tanàna kely miankina aminy.
Malagasy Bible 1865
sy Honta sy Kiriat-arba (Hebrona izany) ary Ziora: tanàna sivy sy ny zana-bohiny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Homta, i Kiriata-Arba na i Hebrona, ary i Ziora: Tanàna sivy mbamin’ny vohitra miankina aminy,
malagasy
sy Honta sy Kiriat-arba (Hebrona izany) ary Ziora: tanàna sivy sy ny zana-bohiny;