Joshua 15:57 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Kaina, i Gibea, i Timna: Tanàna folo mbamin’ny vohitra miankina aminy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Akaïna, i Gabaà, i Tamnà: tanàna folo sy ny zana-bohiny;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Kaîna, i Gibehà, ary i Timnà; izany hoe tanàna folo miampy ireo tanàna kely miankina aminy.
Malagasy Bible 1865
sy Kaina sy Gibea sy Timna: tanana folo sy ny zana-bohiny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Kaina, i Gibea, i Timna: Tanàna folo mbamin’ny vohitra miankina aminy;
malagasy
sy Kaina sy Gibea sy Timna: tanana folo sy ny zana-bohiny;