Joshua 15:59 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Marata, i Bety-Anota, i Eltekona: Tanàna enina sy ny vohitra miankina aminy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Mareta, i Bety-Anôta sy i Eltekôna, tanàna enina sy ny zana-bohiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Maharata, i Bety-Hanôta, ary i Eltekôna; izany hoe tanàna enina miampy ireo tanàna kely miankina aminy.
Malagasy Bible 1865
sy Marata sy Bet-anota sy Eltekona: tanàna enina sy ny zana-bohiny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Marata, i Bety-Anota, i Eltekona: Tanàna enina sy ny vohitra miankina aminy;
malagasy
sy Marata sy Bet-anota sy Eltekona: tanàna enina sy ny zana-bohiny;