Joshua 15:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
niakatra hatrany Bety-Hogla, nandroso any avaratr’i Bety-Araba, niakatra hatramin’ny vaton’i Bohana, zanak’i Robena,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka niakatra hatrany Bety-Aglà ny faritry ny tany, dia nihazo any avaratr’i Bety-Arabà, ary niakatra hatramin’ny vaton’i Bôena, zana-dRobena, ny faritry ny tany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka niakatra hatrany Bety-Hôgla, mandalo eo avaratr’i Bety-Haraba, ary miakatra hatrany amin’ilay Vato atao hoe Vaton’i Bôhana (i Bôhana dia zanakalahin’i Reobena);
Malagasy Bible 1865
dia niakatra hatrany Beti-hogla ka nandroso any avaratr'i Bet-araba, dia niakatra hatramin'ny vaton'i Bohana, zanak'i Robena,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
niakatra hatrany Bety-Hogla, nandroso any avaratr’i Bety-Araba, niakatra hatramin’ny vaton’i Bohana, zanak’i Robena,
malagasy
dia niakatra hatrany Beti-hogla ka nandroso any avaratr'i Bet-araba, dia niakatra hatramin'ny vaton'i Bohana, zanak'i Robena,