Joshua 15:60 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Kiriata-Baala na i Kiriata-Jearima, i Raba: Tanàna roa mbamin’ny vohitra miankina aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Kariat-Baala, dia i Kariat-Jearima izany ary i Arebà: tanàna roa sy ny zana-bohiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao koa i Kiriata-Bahala izay nantsoina hoe Kiriata-Jeharîma, ary i Rabà; izany hoe tanàna roa miampy ireo tanàna kely miankina aminy.
Malagasy Bible 1865
sy Kiriata-bala (Kiriata-jearima izany) sy Raba; tanàna roa sy ny zana-bohiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Kiriata-Baala na i Kiriata-Jearima, i Raba: Tanàna roa mbamin’ny vohitra miankina aminy.
malagasy
sy Kiriata-bala (Kiriata-jearima izany) sy Raba; tanàna roa sy ny zana-bohiny.