Joshua 15:61 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tany an-tany efitra dia i Bety-Araba, i Midina, i Sekaka,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tao amin’ny efitra: I Bet-Aralà, i Medina, i Sakakà,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo tanàna tany an-taniefitra kosa dia i Bety-Harabà, i Midîna, i Sôkôta,
Malagasy Bible 1865
Tany an-efitra dia Bet-araba sy Midina sy Sekaka
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tany an-tany efitra dia i Bety-Araba, i Midina, i Sekaka,
malagasy
Tany an-efitra dia Bet-araba sy Midina sy Sekaka